|
|
|
|

Entrée1  zanaka am-pielezana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] enti-milaza ireo zanaky ny faritany na fiangonana iray ka tsy eo an-toerana fa miparitaka any amin' ny tanàna samihafa any noho ny fitadiavana na antony hafa
Explications en français  4  [1.5] (zanaka ampielezana) littéralement "les enfants éparpillés". Les émigrés, la diaspora
Vocabulaire  5  Sociologie
Mots élémentaires  6  zanaka, fielezana
Citations  7  Textes citant

Mis à jour le 2024/12/08